You are here: home > Vetso

Haitso Haitso fofon'aiko - Andrimaranitra

Azafady mialoha izay sao maratra fa RAP ity :

Rabainina be kibo
Be vatana sady be savaivo
No nahatonga anah teto an-tany nivivre
Sy nampianatra anah hahay higive
Nefa za zao mamaly babena am RAP
Dia lazain'lery lasa jiolahim-boto mitapy
Vao mody ao am-bovo za dia voan'ny japy
Aza tratrany ono za manamoly na mihinan-katy
Ekeko fa za milalao tasitara
Fa tsy lé dorako misy ravina maramara
Tsy kôpy izy fa RAP ndray zao no rivotra iainana
Manaraka toetr'andro zao no mety am fiainana
Tam za niRAP Studio voalohany
Dia nanontaniako lery ve oe goût-any?
Voaopa tam vadiny za vao namadika CASTA
-Rehefa tsy maita sipa lesy mety kokoa mimasta a!
-Fa tsy zé RAPn'lah mandrovitra Paosy
-Tandremon'lah ny Vamko asiana NOS
Nga mahazaka jôba mandeh tongotra
-Manaova sport lesy fa vao mainka io romotra a!
Io nge rabainina zao no mba oxygena e!
-Tsy aleoko ve lesy tsy miteraka tsony fa miodan-kena
Henoy tsara nge fa otsan'ny vazo rehetsa mitondra hafatra
-Metimety kokoa oa dôzy maty an-tatatra
-Aleoko maita an'lah môpera miaratra
-Toy zay ozin'ny kil oe mitaiza zana-baratra
-Ny RAPn'lah nga mitondra kaly
-Ny rahalahin'lah niafarany tsisy valy
-Voan'tête be eo lah raha mbola mamaly
-Raha mbola te ho zanako elah ka te iaina, tsy iRAP zany!

Réf : Ekeko anie fa zà tsy mahapezy Sipa tam RAP
Tsy ao antsaiko akory zany fa hita fa ny aiko dia ny HIPHOP
Za ts nibôsy tsony fa micro zao no famerenako lesona
Ra ny sôsy amn'io koa ny Haitso roa tsy maits mahatafa tsy miesona

Calm elah ranaib a!
Ekeko elah bandy aratra be!
Satria maître Sumo sy karaté
ka na iza vao mahita ny gabarian'lah salama bé
tonga dé mifarih mibaboka mitete
Fa ny fiainako nefa tsy apitoviko an'zany
ekeko fa gidra sy ady ny fiainana an-tany
fa tsy mila mafy dizna be otran'ny robot
fa mila fotsn miketriketrika dé be côcô
ka ny fiainako tsy itovy am nen'lah mits
fatatro fa bobaka koa ny revn'lah talou fa ts vitsy
ka avelao lesy ny fiainako, avelao za ho lasa PEURA
aza sakanana koa sa ra maka inspiraka am Sorà
-Sao lasa pelaka am zany letsy e!
za lesy lelah otsan'lah iany sady fetsy e!
elah ra nahazaka andrabôfy taloha
mbola tsy nahalala oe milay mapirafy jôba roa
nenay am zao fotoana mihoatra am zany no entina
-Tandremo lesy ny SAID (SIDA) am zany zao itaiza aretina
ts koi zany f'efa mivoatra koa zao ny technologie sexuelle
na elah aza mbola tsy tara fa mbola mapitapy tigresse sy gazelle

Sokajy : Aingam-panahy

Hevitra mandeha

sitlo (10/09/2007 17:22:25)

goonter hahaha

karako (10/09/2007 18:47:22)

fa angaha ny rap mandratra ry andrysecabi ?

Hametraka hevitra

Midira aloha