...tonga nofy! (Andriniela)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
...tonga nofy!

Ny teny tonga nofo
Ny nofo tonga nofy
Ny nofy lasa kalo
Ny kalo tonga kanto
Ny kanto toa fanahy Fanahy mamaky habaka Ny habaka eritreritra Eritreritra mandalo Mandalo koa ny nofo
Ny nofo tonga teny
Ny teny tonga nofy
Andriniela.(23 oktobra 2O14)
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
1033 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Andriniela
Nampiditra : Andriniela.
Daty : 23/10/2014 05:25
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115