zaza kely tia raha (ANDRY AROLOVA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
kely mihisa raha
aja mbo tsy ampy tao
kely fa mahay manao
manaonao fahatany
bakeo marary mitomany

ndre tratran'iny mbo tsy misy
nefa lefa mankivisy
ilany hoserea avao
ty raha anatin'ny ainy ao

nanandrakandra ka nahita
nampisaly masikita
tsinakotsakon'ny mahay
mbo ndao avao tsy mety fay

fitea raha fa lako loatsy
fitea drala tafahoatsy
ka mamiravira ay sy vata
generation mahalatsa...
--------
Rohy:
1004 0
Hevitra mandeha
andry arolova ( 31/01/2015 09:15)
maro ny zaza aty aminay atsimo aty no vao firy taona dia efa manao ny tsy fanao, tokony hojeren'ny tompon'andraikitra ara-panjakana io toe-javatra io satria vokatry ny fahantrana no antony.
tsy mahafehy ny RAD, ny ankizy maro zava-tazana, teraka ny fitsiriritana, ny tsy fisiana misongadiana, ny MENA miraviravy, solafaka i EVA, voaozona ny taranaka rehetra, mijangajanga ny ankizy amin'izao....
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ANDRY AROLOVA
Nampiditra : andry arolova
Daty : 31/01/2015 09:11
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014