VAVAKY NY MADITRA - Andry Niary
Ry Raiko,ankiniko Aminao,
Ny fiainako tontolo
Ireo soa natolotrao
Ankasitrahiko daholo
Ireo sedra maro izay manefy ahy
Anatsara ny fiainako sy ny toe_panahy
Ifonako Aminao ny fahotana vita
Maro izy ireny,ts azo odiana tsy hita
Ny famindram_ponao izay tsy mety ritra
No antenain'ity zanakao maditra.
Sokajy :
Namana
Mombamomba
Mpanoratra : Andry Niary
Nampiditra : SederaMiotyDaty : 02/12/2018
Mpamangy : 349
Mankafy : 1
Ankafizo