You are here: home > Vetso

S♥uvenir - Andry

  Tononkalo  hirahira
  Manambara  S♥uvenir
  No  atolotro  ho  anao
  Hoy  ilay  tianao

    S♥uvenir  tsy  mba  tsara
    No  atolotro  ho  ano
    Nefa  kosa  manambara
    Ny  fitiavako  anao

      Tiko  ianao  fa  tsy  mba  afoiko
      Ry  malala  izay  nokaloiko
      Ka  tsy  mba  afoiko  na  ariako
      Fa  izy  no  faniriako

Raha  tojo  alahelo  ny  fanahy
Ireto  misy  teny  kely
Dia  aza  manadino  ahy

          Raha  misy  mampahory
          Eto  anilako  matory
          N'iza  n'iza  hiteny
          Izaho  sy  ianao  efa  irery


mpanoratra Mahery RALANDIMANANA

Mombamomba

Mpanoratra : Andry

Nampiditra : lantoandryeric
Daty : 14/06/2019
Mpamangy : 230
Mankafy : 1
Ankafizo Azo vakiana?

Tononkalo hafa

NOFY
Fitia lasanao

Hametraka hevitra

Midira aloha