Ampy ahy (Anj'art Nantenayna)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Na tsy hitako aza ianao. Sady lavitra ny tavako. Ampy hifaliko. Ny mitsena ny alokao

Na tsy hitako ary ianao. Tsy mba tsinjon ny masoko jerena. Ampy hitokiako. Ilay endrikao, mifono fahendrena.

Na tsy anilako ary ianao. Fa any antany lavatra any. Ampy hiorenako. Ny andon ny tomany

Na hiavona amiko ary ianao. Hampijaly sy hampitondra sy hampitondra fahoriana. Efa haiko sary antsaina sady kilalao. Ny mitia anao mangina

Na tsy handray ny tanako ary ianao. Hikifika amiko ho tsy mila ankory. Ataoko ampy ahy .Miranto
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
920 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Anj'art Nantenayna
Nampiditra : Rantsanaambodiala
Daty : 13/04/2018 08:27
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148