Fenohasina (Anj'art Nantenayna)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiako ianao rahavako.Tiako ianao irery.Ilay voaloha sady farany fitiavako.Tiako ianao ianao,ianao irery

Ka na hesorina ary ny aiko.Noha tia anao
Indro fa ekeko. Ny mba ho anao.


Na ho jamba aza aho anio.Na hisy hampijaly sy hanaketraka.
Tiako ,tiako ianao.Zaha ilay tia anao tanteraka
--------
Rohy:
817 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Anj'art Nantenayna
Nampiditra : Rantsanaambodiala
Daty : 18/06/2018 14:30
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0115