Efa lany zara sa ahoana e (Anjara sa fitiavana?)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Efa lany zara sa ahoana e!? Tsy mba manana olon-tiana,fa izay jerena toa efa manan-tompony dahol e! Efa zah mihitsy ve no tara sa ahoana e!? Ny ankizavavy eto an-tanana fa efa an'zalah dahol e! Mila tsy hozaka maheno tenin'ry zareo hoe; "zah efa manan-tompo" Ny itako mety amin'zao aleo ny anjara angatahako amin' TOMPO..,
--------
Rohy:
1050 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Anjara sa fitiavana?
Nampiditra : jost.96
Daty : 01/07/2016 07:19
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136