TSIKIN'NY MALALA Tsikin' (Ankaizina J24)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSIKIN'NY MALALA

Tsikin'ny malala
Fa tsina tsin'adala
Tsiky tsy antakalo
Ka, tena mah sarompiaro

Tsiky tsy mampino
Mapidoboka ny fo
Tsiky tsy ho hadino
Mamelona ny fo

Isika nifanao veloma farany
Ilay tsikinao tazako Tsy ho hadinoko ny anarany
Fa, tiko ianao ra havako

Mbola hihaona isika
Na ts @ andro androany
Tsy ho hadinoko ny amintsika
Na @sento na tomany
--------
Rohy:
Sokajy : Hanina
770 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ankaizina J24
Nampiditra : Ankaizina J24
Daty : 18/11/2017 09:52
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0098