You are here: home > Vetso

VAVAKA - ANL MIKALO

Mandeha an_tany
Ka maro ireo sakana
Nefa any ianao any
Tsy hamela ahy hisolafaka
.
Mahita ity mpanompo
Izay mba miezaka
Dia tahio aho ry Tompo
Fa hiova ka hibebaka
Noëlson Mikalo,25/01/17

Sokajy : Fitia voarara, Vavaka

Hametraka hevitra

Midira aloha