You are here: home > Vetso

VADIKO - antsa RAHAMEFIARISOA

N'iza n'iza eto an-tany
tsy misy ankoatra anao izany
Na iza hiseho mahery
ianao hatrany aho ry neny
na mahy io na matavy
ianao ihany ilay vady
inao ihany ry malala
ianao ihany izaho tsy hiala
ianao foana tsy miova
ianao ihany no mpandova
IANAO

Sokajy : fiainana, Fitiavana

Hevitra mandeha

Naje (25/01/2019 18:33:38)

Ny tena ftiavana mahary po tsy rava ny ony maro

Hametraka hevitra

Midira aloha