TENA FITIAVANA VE ? (Arajech)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Io sarin’ilay tiako fa mbola tsy mba hitako tarehy
Io ilay tiako ihany nefa izao mbola tsy ary nandrehy
Ny feonay raha izaho na izy atrimin’izao
Nefa tiako izy dia tiako tsotra foana izao

Dia sariko aniko ny any mba mety hitanao any
Izay mombamomba ahy asa raha mba fatany
Fa izy dia milaza fa tia izay mampitsangambolo
Heno mihatra mangorintsina ny anaty manontolo

Dia soratra ihany ve no nampifatika anahy
Nagaga ahy tsy mba arakin’ny vinaniko hatrizahy
Nefa izaho toa tafiditra tena lalina tokoa
Ka mila ho vaky ny loha mitady ity endrika soa

24/10/06
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana - Ahiahy
1951 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Arajech
Nampiditra : arajech
Daty : 28/10/2006 08:16
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0097