NOFY - Arast RASAMUEL

Mpanoratra : Arast RASAMUEL
Nampiditra : arast
Date: 11/03/2010
Mpamangy : 84
Isa : 0
Fidio :







NOFY

Eh! 'zany afaliako
ra  toa ka naheno,
oe!ho tateraka ny faniriako
ka ho hasambarana feno,
toa tsy andriko erÿ
zan oe ho anilanao,
ka ho mamy sy ho fÿ
ny fiainako sy ny anao
                efa tazako mihiratra
                ny lanitry ny fianana,
                ho manga sy hamiratra
                fa tsy ho adim-piainana,
                endre! zan afaliako
                fa tojo ny tiako,
                ho fiainam-pahasambarana
                ka maty vao hifarana  
Indrisy!Indrisy!Indrisy!
hay nofy fa tsy hisy
taitra mantsy aho
hay enao tsy ho ahy
                 najary alahelo
                 sy ranomaso lava
                 zay no nentin'ilay nofy
                 nofy mety rava
mino anefa aho
fa ho avy ny anjara
ka ho tojo ny tia ahy
fa tsy toy ilay mpandrava
          

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha