TSO-DRANO Nilaza ianao f (as'n guitariste)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSO-DRANO
Nilaza ianao fa tsy anjaraniantsika
Niteny ianao hoe andinoy izay vita
Nambaranao fa andrana ireny
Nefa toa mamy toy ny tantely
Tsisy misy tsiny re rahavako raha andao ianao
Satria nuho ianao nu niaretako an'izao
Na kapok'i dada na latsan'i neny
Saingy tsy nambarako anao ireny
Nilaza ianao fa tsy natao ho ahy
Olona tsara no niheverako anao fa tsy ratsy fanahy
Tsy iantsoako tody fa soavadia
Dia tsarovy fa miandry foana ny aty
Raha ohatra ka zay no mety aminao
Ndana ary zory zato lalanao
Dia aza mieritreritra ireo nataontsika
Tsara tso-drano mba ho tafita
--------
Rohy:
1426 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0114