You are here: home > Vetso

Manankarena & Mahantra - Avoss jah

Hafa Ihany Ny Manankarena
Manana Vola Sy Harena
Ny Mahantra Mijaly
Na Ihany Koa Mitomany
Ny Manankarena Mifaly
Manambany Ny Mpanambola
Vao Mihetsika De Vola
Na Masina Io Na Devoly
Fa Ny Fiainana Efa Mitady Ho Voavidimbola

Hametraka hevitra

Midira aloha