Agnaty Fo (Avoss )

Nantsain'i ikalamako
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Vangaindrano No Niaviako
Ary Tsy Mba Hivadiako
Tsy Adinoko Mandrakizay
Ny Tanana Misy Anay
Fa Io Ny Tany Nahabe
Ary Nahitako An'i Dadabe
Tsy hiala agnaty foko
ary tsy hosoloko
na aty an_tany lavitra e
hafa avao gne tany nahabe
Tiako Ka Hirearehako
Vangaindrano Evao Gne Tiako
--------
Rohy:
1100 1
Mpakafy: Avoss
Hevitra mandeha
raims randriamalala ( 10/12/2018 15:25)
miarahaba an'i Avoss,
mba hanitsy kely ny tsipelin-teninao azafady: eo amin'ny an-dalana faharoa, hoe: ary tsy mba hivadiako ==> ary tsy hivadihako
hirearehako: hireharehako
raims randriamalala ( 10/12/2018 15:25)
miarahaba an'i Avoss,
mba hanitsy kely ny tsipelin-teninao azafady: eo amin'ny an-dalana faharoa, hoe: ary tsy mba hivadiako ==> ary tsy hivadihako
hirearehako: hireharehako
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Avoss
Nampiditra : Avoss
Daty : 08/12/2018 06:45
Antsantononkalo
Nantsain'i ikalamako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147