You are here: home > Vetso

Fihavanana - Avoss

Tsara Ny Miray Hina
Satria Manjaka Ny Firaisankina
Manjaka Koa Ny Fihavanana
Mifankatia Daholo Ny Ao An_tanana
Ny Firaisankina No Hery
Izay Misaraka De Very
Raha Tsara Ny Fisainana
Ary Misy Koa Marimarikiraisana
Dia Minjaka Ny Fihavanana
Mifankatia Koa Ireo Havana
Valala Maro Tsy  Vakin'amboa
Ny Fialonana Rhtr Koa Dia Foa(na)

Mombamomba

Mpanoratra : Avoss


Nampiditra : Avoss
Daty : 17/07/2018
Mpamangy : 341
Mankafy : 1
Ankafizo

Tononkalo hafa

Agnaty Fo
Araraoty

Hevitra mandeha

raims randriamalala (10/12/2018 16:35:35)

ao an-tanĂ na,
de ==> dia
marimarikiraisana ==> avy amin'ny teny hoe marimaritra hiraisana
manjaka,
rehetra ===> rhtr : tsy tsara ny mampiasa fanafohizan-teny ao anaty asa-soratra,
miala tsiny raha miteny a! tohizo foana dia mamakia boky tononkalo efa misy, ahafahanao manarina izany

Hametraka hevitra

Midira aloha