Ny Olana (Bob Ramanamiravaka)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha ny olona iray trat-ra olana
Dia sady tsy miteny no tsy mivolana
Fa satria izy lasa eritreritra loatra
Nefa toa tsy afaka mitroatra


Betsaka ny zavatra leferina
Mba tsy hisian'ny olana miverimberina
Rehefa izy no tsy ao
Dia mahazo fiainam-baovao


Raha ny olana no matetika mahazo
Fa izay rehetra tratrany tonga dia malazo
Fa raha ny olana no jerena
Dia mampitehamono tena


Raha ny fiainana nomandeha ho azy
Dia lasa feno vazivazy
Satria raha izy no voasoroka
Dia ny zavatra rehetra ho voasoroka


Bob Ramanamiravaka
--------
Rohy:
969 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Bob Ramanamiravaka
Nampiditra : Bob Ramanamiravaka
Daty : 23/05/2016 10:33
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143