ANATRY NY HOAVI_PITIAVANAO (BerthiN AinA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fomban'ny olo miaraka
No ts mifanaraka
Fa izany akory ts natao hapisaraka
Fa fitsapana ny hoavy manaraka

Nefa ny sasany misitaka kely
Miala ilay olon-tiana mandeha irery
Na antsoina tsy mandray ts miteny
Tsy mamaha olana fa mirenireny
Hany ka lasan`olona izy
Dia tavela eo ianao sy ny Ankizy
Ka hanome tsiny Azy
Nefa ianao ts nahazaka lazon`ady

Ary nenina sisa tsakotsakoina
Mandrapahatoro ny fahatezerany nototoina



BerthiN AinA
--------
Rohy:
1021 1
Mpakafy: berthinaina
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : BerthiN AinA
Nampiditra : berthinaina
Daty : 24/07/2016 08:12
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143