You are here: home > Vetso

FALY NY AIKO - BerthiN AinA

Manga ery zany lanitra
Rehefa iny ianao tazana
Ravoravo sahady ts aritra
Ny foko fenonao fitiavana

         Toa zara ts ho bobongolo
         Ny fotoana iray toy itony
         Satriko hosodokoina daholo
         Anaty diary hatr'aminy fony

Difoka_faliana ny aiko rehetra
Miandry izany malala andalana
Ho ampoka tsikitsiky indray rehefa
Tonga ety ankaikiko ilay tena namana

          Mamiko tanteraka zay hisy
          Anio tontolo ry voary gasy
          Ts hampaninona ahy na indrisy
          Hifandao rehefa hariva ts satry

BerthiN_AinA(aina be fitiavana)

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha