FITIA (BerthiN AinA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Amiko ny fitia dia ts kilalao
Ka ho tapatapahina tsotr'zao
Fa ny fitia dia manampetra
Ka raha miditra ianao dia vonok'isedra

Ambarako aminao ny fitia voajanahary manokana
Dia fitia iray ts mizarazara fa tokana
Ary fitia ts nambolena fa mitsiry hoazy
Izany no fitia maharitra mariazy


BerthiN AinA
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
984 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : BerthiN AinA
Nampiditra : berthinaina
Daty : 05/09/2016 08:49
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0099