HERINY FITIAVANA (BerthiN AinA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Namoy ny ainy ny malagasy
Noho ny fitiavana ity firenena
Nanohitr mivatan sy antaratas
Mb hahazoan fahaleovantena

Ts nihemotr akory izy ireo
Na novonoina ts misy antra
Nanohitr hatraminy faran teo
Zay gasy ten gasy mahantra

Na maro ny naiditra amponja
Nanohitr hatrany ny maher fo
Ka Nivory etsy sy eroa reo mpitondra
Fikambanana miady ny fahafahan mahaz zo

Faty miapatrapatra erany firenena
Senegaly maro be mameno ny tanana
Ts nihemotr akor ny fitoloman fahaleovanten
Hany ka natahotr ireo vazaha dia niravoravo tanana

Nahazo fahaleovanten isika
Noho ny ady tena ts nitsahatr
Ts nisy intson ny ra-mandriaka
Fa nibabok ihany ireo vazah mpamahatra

Koa mendrika fisaorana zay gasy rehetr niady
Hoan'ity tanindrazana malalantsika ity
Teny kely avy amin-tsika hoazy
Mba ho fanehoampisaorana avy tamintsik aty
--------
Rohy:
Sokajy : Tanindrazana - Fitiavana
1188 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : BerthiN AinA
Nampiditra : berthinaina
Daty : 29/03/2017 05:39
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.01