HIFOHA (BerthiN AinA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
aleo hifoha amizay ny fitia
dia ilay fitia naborakao fahiny
fa toa tena hitako mankahia
ny fitehirizako azy ankehitriny

hotantaraiko isa-tokony ary
ka mb raiso ampahedrena
fa ndrao ho lasa ts zary
ary ho tonga fitiavantena

ts hoe lany vorona ny tany
ka hiverina aminy fahiny lasa
fa tsapako ny fahorianao any
dia aleoko ts mitia olokafa

koa raha sitrakao ny fontsika
dia aleo hiara-dia ho iray
mba Haneho ireo ts hita
Takotakona tao hatr'izay

berthin aina
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
874 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : BerthiN AinA
Nampiditra : berthinaina
Daty : 24/02/2017 05:13
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145