RIRININA (BerthiN AinA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Manantena ts misy ianw
Rah ty ririnina no tavandraina
Ny bozaka ary na iray ts misy ny ao
Na koa ireo karazanjavamaniry az ilaina

Zava-poana ny fanantenana
Raha izao ianao vao miketrika
Ho ripaka avokoa izay hianjerana
Na ireo zava-boary mihetsika

Izao dia andro ririnina no anarany
Mitondra hafatra mavesatra
Hatsiaka mikija ts misy farany
Ts mapahazo aina fa mandreraka

Izany fahavaratra mbola ho ela
Hahazoana ny hafanana mafonja
Ity ririnina mampangatsiak ny aty lela
Toa zary rojo vy mamatotra ho voafonja

BerthiN AinA..........2017,(aina be fitiavana)
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
821 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : BerthiN AinA
Nampiditra : BERTHINAINA
Daty : 07/01/2017 08:57
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0109