TIAKO ANIE IZY INY (BerthiN AinA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiako anie izy iny matoa nisarahako
Tsy ho vitako mants ny hikasitanana azy
Fitiavako azy mafy dia mafy no nialako
Mba ts hahatonga ahy hampirafy

Tiako anie izy iny matoa navelako hoan'hafa!!!
Filatsy mahita mants no nitiavany ahy
Ka avelako izy rehefa mahatsapa
Fa Ny fitiavandreo miredareda mafy

Tiako anie izy iny na nitia olonkafa aza
Tsy Faniriako velively ny hankarary ny fony
Fa raha sanatria marary iny any ankafa
Tsoriko eto fa hoavy aminy aho hitsabo ny antony

Tiako anie izy iny na itambarana!!
Tiako hatrany fa ny foko mitempo ho azy
Tsy hoe ekeko kosa raha ireo namana
No hamingavinga ny fitiavako azy

.............Berthin aina(aina be fitiavana)
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1087 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : BerthiN AinA
Nampiditra : berthinaina
Daty : 30/12/2016 07:00
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144