VONOK'HIADY (BerthiN AinA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Malala,,Ambarako eto anio
Ilay fitia madio
Izay avy aty anatiny foko
Fitia Tokana tsy maro loko

Izay rehetra tsara ao!*
Ry malala,Foiko hoanao
Tsy ilana tambiny na setriny
Fa ny fitiavanao no heriny

Izao tontolo izao mantsy
Toa sakay sy fantsy
Mihamafy tsisy hoatr'izany
Mangidy,Alahelo!!tomany
Fa ny fitiavak anao kosa(*)
Matsiro toy ny kitoza

Mamy tanteraka ianao amiko
Rah izany hakantonao?laniko
Ny famindranao hitako antsaina
Ka zary ts mandrerak ahy ny miaina
Na mafaitra ny fiainana eto antany
Iaretako sy ihafiako hatrany izany

Na hirifiry mamanala aza
Izany Tsy hataoko handrava
Na koa hanimba ny fitiavako
Fa vonok'hiady aho rahavako

Berthin aina
--------
Rohy:
Sokajy : vazivazy
871 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : BerthiN AinA
Nampiditra : berthinaina
Daty : 02/05/2017 03:34
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143