You are here: home > Vetso

Ho afaka ... - Bichette

Miantso anao mafy aho androany
Manandratra vavaka ho any
Aminao ry Ray Mpahary
Hanafaka ny ratra sy ny ahiahy

Tsy ho lava teny aho Dada o !
Fa mba miangavy mafy  re Ray o !
hanafaka ahy amin'ny fahalemeko
Hamela sy hanadino ihany koa ny heloko

Bichette

Sokajy : Vavaka, Vavaka, Vavaka

Mombamomba

Mpanoratra : Bichette

Nampiditra : bichette
Daty : 13/05/2004
Mpamangy : 1795
Mankafy : 0
Ankafizo

Tononkalo hafa

Lasa ihany koa
Lasa
FO IRAY
ANY ILAY TANTELIKO
fitiavako anao
LA PRIERE D'UN ENFANT
RAHA
NA DIA
UNE VIE SANS DIEU
Juin

Hevitra mandeha

Oully (13/05/2004 18:03:39)

Amen

Malalason (03/07/2004 16:21:12)

Andray kosa e vao @ 5 sasany ve de lazain'ny ra-oully @ enina sahady, za mba te ho afaka koa ry B7fa inona ny paika handresena ny halemena? za tia misangy fa sao tsy mahazaka a! ilazao mialoha aho raha sanatria ka tsy tia sangy ianao mba hanoraty koa aho @ alalan'ny imailaka fa ity omeko anao ity ny ahy rjoglacier@yahoo.fr dia ho valiako ianao tchao b7 misaotra tamin'ny hafatra.

Hametraka hevitra

Midira aloha