You are here: home > Vetso

Mizarà - bobone

  mahaizay mizara

Raha sendra hakiviana
ka tsy hita izay hatao
Dia mitondra fifaliana
Ny fahitako ny endrikao

Raha sendra ady sarotra
mila hahavaky loha
dia mitsikia maharitra
fa hisinda avokoa

raha sendra fifaliana
dia mba hizarao ny hafa
fa ho feno hamamiana
raha ianao tsy mihafahafa

Sokajy : Aingam-panahy

Mombamomba

Mpanoratra : bobone

Nampiditra : bobone
Daty : 28/07/2006
Mpamangy : 738
Mankafy : 0
Ankafizo Azo vakiana?

Tononkalo hafa

hafatra/FA HO TIA ANAO MANDRAKIZAY
ILAY DIA-PENIN'OLON-DROA
TIako ianao

Hevitra mandeha

bobone (08/08/2006 06:41:41)

endeha isika ato mba hizara ny tsara indrindra e!
hiaraka hitsiky!!

Hametraka hevitra

Midira aloha