Fihavanana "HYPOCRITE" (boubounezy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Izaho sy ianao dia tena mpinamana
Tsy misy otrizany ilay fiavanana
Nefa hay fiavanana ra misy patsa
Ka refa tonga ny tokoa, dia voarahan-datsa

Raha tena tena fiavanana marina
Aoka re mba tsy hosoparana
Eo imasoko mampandry saina
Fa any ambadika feno taraina

Na dia teo ny disadisa
Na koa ny milakisa
Eo imasoko mampandry adrisa
Fa any ambadika toa vavan-gisa

Ho antsika rehetra zay tratrany zany
Aleo mandéfitra f'aza tomany
Na mafy aza ny fiavanana madio fo
Nefa soparin'i "IPOKRITY" ka tena simba sy lo
Mahereza mitrakaha fa;

"Ny soa atao levenam-bola fa ny ratsy atao loza miantona"

nosoratany licat tsy azo angalarina.
--------
Rohy:
Sokajy : Namana
2337 1
Mpakafy: vale
Hevitra mandeha
vale ( 03/12/2005 17:51)
bravo ky boubounezy fa tena milaza ny zava-misy njy an!!!bravo!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : boubounezy
Nampiditra : boubounezy
Daty : 03/12/2005 14:46
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136