You are here: home > Vetso

tsiky - cedric tolojanahary

Azo vakiana?

Tsiky

-tsiky vao maraina
-no hiatrehako ny fiainana
-hampazoto tsy halaina
-hanatanjaka fisainana

-hitsenako ny alahelo
-hiatrehako ny ankaso
-mba tsy hampamerovero
-fa handresy ranomaso

-ka raha sendra izay manjo
-na koa mihafy sy mitsitsy
-hanatanjaka ny fo

Sokajy : hafaliana

Hametraka hevitra

Midira aloha