You are here: home > Vetso

TENA TIA TOKOA - ciscah

Tena tia tokoa
Tiako @ FO
Tiana tsy mba hamadika
Ka inoko fa aharitra!
     Ny FAHATSORAM-PONAO
     Heriko atr@zao
     Rehefa enao no eritreretina
     Toa sitrana ho azy ny aretina!
N'aiza2 no  haleha
Ny anaranao no VOATONONA
Ho hafaliako lehibe
ka na lavitra aza mba mionona!
     Ilay AVO anie hitarika ny DIA
     Ary isika ka tena HIFANKATI
     De IFANOHANA @zay atao
     HIFANAMPY tsy hifandao!  

Sokajy : embona, Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha