Ampy hanadinoiko (Clahrk)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Na dia nilaozanao e!
Tsy hitanondrika na koa hitomany
Fa na mafy aza anie
Tsy maintsy ho zakaiko ihany
Na dia sarotra ho ahy
Ny hanadino ireo tantara taloha
Ampy ahy izay...
Ka aleo hampitraka ny loha
--------
Rohy:
Sokajy : Fisarahana
753 1
Mpakafy: clahrk02
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Clahrk
Nampiditra : clahrk02
Daty : 19/02/2018 08:39
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0134