You are here: home > Vetso

Ny fitiavana - clarry

F ny fitiavn rhtra tsy oe tsara akory
F ny fitiavana aza no mety hanorisory
F ny fitiavana ihany koa mety hahafaty
Fa ny fitiavana ny lasa no mety tsy hotanty

Mombamomba

Mpanoratra : clarry


Nampiditra : Nassa
Daty : 07/11/2018
Mpamangy : 234
Mankafy : 0
Ankafizo

Hevitra mandeha

Hatenaina (09/11/2018 09:44:51)

Dia maninona koa izao raha tsy sary ohatran'io no atao eo? dia tsy menatra ve ianao hoe sarinao ohatran'io no hitan'ny olona ,tena tsy tiako aloha fa tsy afeniko e!Miala tsiny fa masiaka be , tsy eken'ny saiko mihitsy hoe aty amin'ny resaka asa soratra anehoana ny kanto ohatran'izao no hahitana sary ohatran'ireny.Manimba ny fijeriko ny asa soratrao ilay izy sady mahatonga ahy hitsara an-tendrony anao,azafady indrindra.

Hametraka hevitra

Midira aloha