You are here: home > Vetso

alahelo - dafa

ao anaty alahelo
Eny ao anaty hakiviana
efa Tsy mahavoaka feo
Fa mifokofoko mangina

no manoratra ity
ho fahatsiarovana anao iny
satria ilay foko tena tia
dia noratrainao t@ iny olona iny.

toa nanjary ho manirery
ilay fitiavako anao
ka ilay dinan-tsika t@ ireny
dia nohosehinao

rehefa tiana tokoa ny Olona iray.
dia lasa toa mamitaka.
marina tokoa ilay fomba fiteny
hoe ny toky anie ka fitaka.....

Sokajy : Alahelo

Hametraka hevitra

Midira aloha