You are here: home > Vetso

Tsiniko ve...? - Enouh

Fa tsiniko ve,raha izaho izay nikipy
tsy sahy nijery akory
no hilaza indray fa tia?

Adala ve aho,raha ianao 'zay efa dify
satria leo nitampify
no antsoiko hoe avia?

...
Tsy tsiniko anefa,satria 'lay fitia efa nitsiry
raha ho vonoiko hangirifiry
noho 'lay fo 'zay tena tia.

Sokajy : Fitiavana

Mombamomba

Mpanoratra : Enouh


Nampiditra : Enouh
Daty : 09/07/2018
Mpamangy : 308
Mankafy : 0
Ankafizo

Tononkalo hafa

Any 'zay lay tiko

Hametraka hevitra

Midira aloha