"IO FITIAVANA IO" (ernest2015)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
IO FITIAVANA IO

Io fitiavana io ihany
no matetika mampitomany
dia io fitiavana io koa
no mahatonga ratram-po

Io fitianvana io re Olona,
dia toa ady sy tolona
ady izay tsy moramora
indrindra hoan'ireo tanora

Io fitiavana io ihany koa
no vara-datsaka ao am-po
nefa misy mahatsapa any ho any
fa io fitiavana io dia mamy

Io fitiavana io raha nodinihina
dia toy ny fo iray izay nanimbinana
ka mitady fatratra ilay silany
ka tsy amelany raha tsy eo anilany.
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
2137 4
Hevitra mandeha
elyfitsikina ( 30/04/2016 12:57)
manja be le ainga e,voalazanao ny aotra faingo dimy isanjato ny fitiavana
fredikelli.com ( 15/12/2018 17:12)
Mlay eh!
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0111