Safidin-drahalahy (Fabla Nirice)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Maharikoriko 'zany raha toetra
Fa fasana velona niarahana nitoetra
Fa tsara lalotra ery ny ety ivelany
Nalaminy ny resany, mamy ery ny lelany

Kay voretra tanteraka tsy misy ilana azy
Tsy mampitehiara onina toa maloto anaty vazy
Na nokoboniny vaky ihany ny farany
Na nafeniny tsy tanan'ny vavany

Nataoko ho rahalahy ka nitsikitsikiako
Kay hilahara, te hampanao ny tsy tiako
Eny,Efa nifidy izy!
Efa safidy ny azy!
--------
Rohy:
Sokajy : Fiaraha-monina
664 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fabla Nirice
Nampiditra : Fabla
Daty : 17/06/2018 15:58
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093