NY SORATANAKO. (FahNamby)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY SORATANAKO.


Napetrako ny soratanako,
mba ho fahatsiarovana ahy,
'zay mba hany sisa namako,
tao an_tsaina amam_panahy.


Dia noraisiko ny peniko,
nampiasaiko tsy ho maina,
ka tsy hitsahatra ny teniko,
raha tsy eo am_pialàna aina.


FahNamby
26 jolay 2013
--------
Rohy:
Sokajy : Fahatsiarovana - ahy
793 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : FahNamby
Nampiditra : RFahendrena
Daty : 29/08/2017 04:32
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0099