FITIA EFA RESY (FANOMEZANTSOA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ento ho an ialahy izy
ho an ialahy tanteraka
k izay lasak aza eny
mbola indro fa honerako

dia ento any izy
ary aza tazako eto intsony
sao hampifoaha indray
inty fitia efa matory

inty sento ity
no aleho mba ho ahy raha mety
ho tsiarom-pitia
... FITIA EFA RESY
--------
Rohy:
Sokajy : Fisarahana - Fitiavana
1071 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : FANOMEZANTSOA
Nampiditra : fanomezantsoa zwarko
Daty : 30/01/2015 09:32
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.013