Ny fitiavako azy (Fara'light)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny fitiavako azy dia tsy mba vazivazy,
Na koa sanatria toy ny raozy anaty vazy,
Ka anio izy tiavina, fa vao malazo d ho ariana,
Fa ny fitiavako azy, d toy ny rano mikoriana,
Avy any anatiko rehetra any, mampangotsoka fanahy,
Mahatonga ahy tsy ho tafandry ka mitady ho sahisahy;
Ka na ny feony aza tsy henoko @ andro hiantsoko azy,
Avy hatrany aho d manavy sady toy ny hoe voasazy,
Toa lasa mila vaniny, tsy mahazo aina, mitady ho adala,
Satria ny fitiavako azy miredareda fa izy tsy mahalala,
Nefa mino aho fa ho hitany izao tononkalo izao,
D tsy iza zany akory fa...i...D..ô, tiako ianao,
Tiako ho dradraina ho ren'izao tontolo izao,
Hoe i love you, tiamo, je t'aime à la folie,
Je t'aime trop et jusqu'à l'infini,
Lita, lihgt, my love love tiamo,
omeko anao irery zany aki ry Dino,
JTM
--------
Rohy:
970 1
Mpakafy: FARASOA1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fara'light
Nampiditra : FARASOA1
Daty : 23/02/2018 10:57
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0134