Fampihavanana (Rary Nofy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Eh!maro mpanaratsy!
Be ny mpanatsatso;
Amin'ity fiainana ity:
Ianao izay mpanavakavaka;
Ianareo izay tsy tia;
Iangaviako mba tsy hanavaka;
Andeha isika hifankatia
Hifanampy sy hifanaja;
Hanomé fahasoavana
fifanampian'ety;
Amin'ity tany nosintsika
izay feno fahantrana.
Fatals na Fatalis 06.11.2016
--------
Rohy:
805 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0105