Mbola ho avy (Rary Nofy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mbola ho avy ny maraina;
Izay hampifalifaly fo!
Ka hisinda ireo taraina;
Sy ireo ratsy izay manjo!

Mbola ho tonga ny andrandraina;
Fa miandrasa kely aloha!
Tsy ho ela dia ho faina;
Fa mitraka ny loha!

Maharavo.A
--------
Rohy:
708 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0101