Misy fitia (Rary Nofy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Misy olona iray;
Miandrandra fifaliana!
Eo akaikin'ny silam-panahy;
Eo anilan'ny olon-tiany!

Fa raha ny tiany anie!
Hitositosy an-tratranao!
Fa nahoana ange!
No toa nolavinao.

Ilay fitiavany vao nifoha;
Tao anatiny ihany koa!
Toa niofy lasa lo!

Maharavo.A
--------
Rohy:
668 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0156