Ny hakanton'ny zavaboary (Rary Nofy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
oh!ry zavaboary!
Tsara,mahatalanjona re ity hakantonao!
Ny tontolo manodidina;
Toa manitra avokoa!
Ny hazo,ireo zava-maniry toa tsara famoha!

Ny hentohenton'ny fofony;
Manitra aok'izany!
Ny manodidina tontolo,feno zava-mahagaga!
Ny rivotra mitsoka;
Madio sy tsara ery!
izay no mahatonga ny masoko;
Hibanjina ny hakantonao
Ny hakantonao ry zavaboary

Maharavo Andriamalinarivo
--------
Rohy:
1348 1
Mpakafy: Alok2
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145