NIOVA LOKO - felandefona

Mpanoratra : felandefona
Nampiditra : felandefona
Date: 03/07/2009
Mpamangy : 100
Isa : 0
Fidio :







Malahelo aha satria
Voadonan'ny fitia
Torotoro izato foko
Ontsa noho ny fiovan-doko

Very hevitra aho satria
Ilay foko mbola tia
Eny fa na dia mbola babo
Tsy afaka hanarina ny efa lavo

N.A.F

Hametraka hevitra

Midira aloha