TSISY NATAKALOKO ANAO - felandefona
Tsy misy atakaloko mihoatra noho ianao
Kanefa dia nahoana re no nosomparanao
Tsoriko aminao aloha fa mbola tiako ianao
Kanefa atao ahoana moa f’izao no anjarako
Dia sarak’alahelo sisa sento lava izao
Manjombona isan’andro izao ny fiainako
Satria tsy nampoiziko ny nahatonga izao
Hay sahy namitaka ahy ihany ilay malalako
Tononkalo hafa
NIOVA LOKOTSISY TSINY
JE HAIS
INDRISY...(tohiny)
INDRISY...
MEME SI...
JE NE SAIS PAS POURQUOI
MON PAUVRE COEUR
TSIKITSIKIN'ALAHELO
TSY NAMPOIZIKO
Hevitra mandeha
Mysento (02/08/2009 14:06:56)
Hay sahy namitaka ahy ihany ilay malalko.
tena tsara,ilay vetsonao an,