Tsy natao hihaona (Fiaritiana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
tsy natao hihaona angamba isika
amin izao andro fety izao
ka mahatsiaro mangatsiaka
fa tsy eo anilanao

tsy natao hihaona angamba isika
amin ity taona ity
nefa tsy hifarana ho vita
fa mbola hitohy ilay fitia

tsy natao hihaona angamba isika
nefa tsy ho izany foana
hangasihasy ,hitsiriritra
fa mbola ho avy ny fotoana
--------
Rohy:
Sokajy : FITIAVANA
1084 0
Hevitra mandeha
vetsoko ( 11/01/2005 15:33)
eeeh,itovizana io ry se a!nefa manantena isika sa ts'izany!!!!!
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0099