You are here: home > Vetso

TSY ALAHELOKO ANAO - Fidy Art Niaina

Azo vakiana?

Tsy alaheloko anao akory sanatria
No nanoratako izao kaloko izao
Fa fahatsiarovana ilay fitia
Havaloko rehefa amin'ny taona vaovao

Tsy alaheloko anao fa fotsiny tsiaro
Embona mandalo miserana  ihany
Raha farana eo ny taona dia izao no fantaro
NY ANTSIKA KOA TAPITRA TORAK'IZANY

FIDY ART NIAINA in Vetso VI

Hametraka hevitra

Midira aloha