You are here: home > Vetso

BALISAMA - Fredy Jaofera


BALISAMA




B          Babo ny fo no asesiko etoana,

A         Ahy ianao no firavoravoana ;

L          Lalina ange fa ny ratra sy fery,

I          Indro misinda ka mampahery ;

S         Sitrana izao ny Lasa nasiaka :

A        Any tanteraka sy tsisy bika ;

M        Maivana ity ny mafy nahazo,

A       Averimberiko fa mampivazo.




Fredy JAOFERA


Hametraka hevitra

Midira aloha