MAHA-OLONA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MAHA-OLONA




Raha mitady fahendrena
tiana hamololona
ka tsy mosalahy,
tsy ny vola aman-karena
no maha-olona
fa ny fanahy.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
789 1
Mpakafy: sandra03
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 06/06/2017 21:35
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0166